Qui sommes nous

Le CITE, ONG malagasy, est un organisme d’information
et d’appui aux opérateurs économiques (artisans,
agriculteurs, micro-entrepreneurs, PME) et collectivités territoriales
(régions, communes). Il dispose d’un siège à Antananarivo et décentralise
ses activités grâce à son réseau de 14 antennes localisées dans tout
Madagascar. Le CITE propose un ensemble intégré de services (information,
animation, formation, appui-conseil) dans les secteurs prioritaires de
l’économie malgache, notamment l’agroalimentaire, l’artisanat, l’agriculture
et l’élevage, les technologies de l’information et le tourisme rural.

Ny CITE dia orindraharaha mampahalala torohay sy
tantsoroka ho an’ireo mpandraharaha eo amin’ny
sehatry ny toekarena (mpanao taozavatra, mpamboly, mpianto-draharaha
madinika, OMS), fa manohana ihany koa ireo vondrom-bahoakam-paritra
(faritra, kaominina). Ny CITE dia manana foiben-toerana ao Antananarivo ary
mampiely ireo lahasa sahaniny amin’ny alalan’ireo tendrom-pifandraisana
14 misy manerana an’i Madagasikara. Ny CITE dia manolotra tambatra
tolotrasa mifandray tendro amin’ireo seha-pihariana nomena laharampahamehana
eo amin’ny toekarena malagasy, indrindra ny fanodinana
ho sakafo ny vokatra eny ambanivohitra, ny asa tanana, ny fambolena sy
fiompiana, ny haitao momba ny infôrmatika sy zahatany ambanivohitra.